Teny iditra |
saba
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny frantsay | [Vezo]
Se hâter, s'empresser: Saba ty fia reo lafa mahita ty aofa eñe (Les poissons se précipitent quand ils voient l’appât) [1.68]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
saba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
Vilany vy fandrahoam-bary [1.78]
|
| Vilany be vava boribory fandrahoana vary [1.1]
|
|
Teny iditra |
saba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
varahina
[1.78]
|
| [Taisaka]
firaka
[1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Cuivre [1.82]
|
| [Vezo]
Bronze, cuivre: Sajoa saba (Cruche en cuivre) [1.68]
|
| Alliage de cuivre [1.13]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
Saba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Anarana ara-paritra |
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
Sabà
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Sabà [2.996]
|
| Sheba [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Sheba [2.996]
|
Ohatra | nanantena azy ny mpandeha avy any Saba.
[2.996]
|
Voambolana |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
Lahatsoratra |
|