|
|
|
|

Teny iditra1 sabamena
Singan-teny  2saba, 3mena
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5tsaman'ny varahina sy firapotsy. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6bronze. [1.13]
Voambolana  7 Simia
Tovy hevitra  8alimo, halimo
Mpanahaka  9 sabamavo

Fivaditsoratra  10 asembana, 11 sabamena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12