Teny iditra varahina
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Metaly mora fisahina sy folesina [SLP 1986]
   Karaza-metaly menamena azo anjahina ary [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   Copper, brass [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   Cuivre [Rajaonarimanana 1995]
   Cuivre, bronze [Hallanger 1974]
   Cuivre [SLP 1986]
Voambolana  
Fombam-pitenenana  
Jereo  
  

Nohavaozina taminy 2009/11/17
Takela isoratana ny soso-kevitrao