Teny iditra |
manery
(tery)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mamotsitra, manapotsitra: Manery voaloboka Mangeja, mangehy: Manery ahy itý kiraro ity izany Mamoritra: Manery ny fahavalo; manery ny tsy fahampiana Mamozona, manao an-terisetra, an-terivozona: Tsy nisy nanery anareo hivady akory fa sitraponareo ihany ny hivady [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To press, to compell [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Presser; forcer [1.8]
|
Ohatra | Manery anefa ny fahoriana, ka nandeha ihany izy teto na tsy narisika aza.
[2.472]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manery |
Ny lasa : |
nanery |
Ny hoavy : |
hanery |
Filaza mandidy : |
manere |
|
|
Teny iditra |
Manery
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Fanazavàna teny frantsay | Tout petit fleuve du canton de Mantalaky (Fort-Dauphin) [1.11]
|
Voambolana |
|