|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 marine
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3akaiky. [Mahafaly] [1.78]

Teny iditra (2/4)4 marine    
Sokajin-teny  5 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  6momba ny sambo na ny ranomasina. [1.17]

Teny iditra (3/4)7 marine    
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny anglisy  9miaramila naman'ny tafika an-dranomasina. [1.17]

Teny iditra (4/4)10 marine    
Sokajin-teny  11 anarana (vavy)
Fanazavàna teny frantsay  12fifamoivoizana an-dranomasina: Travailler dans la marine (miasa amin'ny fifamoivoizana an-dranomasina).
13Tantsambo sy ny sambo: Corps de la marine (vondron'ny tantsambo).
14Fitantanan-draharaha momba ny sambo sy ny tantsambo: Siege de la Marine Nationale (foiben'ny Fitantanana sy ny Fiandaiketan-draharahan'ny sambo sy ny tantsambon'ny firenena). [1.66]

Fivaditsoratra  15 manery, Manery, 16 mareñy, 17 marine, 18 Merina, 19 mirena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03