Teny iditra |
ira
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Landy voafoly voantsody, izany hoe efa nahodidina ny tolotra ka mby efa hatao amin' ny fantaka. [1.1]
|
| Landy, voafoly, voatsody [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | écheveau [1.13]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
irà
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotroiny [1.1]
|
| Toerana avo iavian'ny rano [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Amont [1.13]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Tohi-kevitra |
Kamban-teny |
|
|