|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 ava |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3tsy misy manakantsakana ny maso ka hita avokoa.
[Betsimisaraka]
4Tany voafira ny hazo ka azo ambolena. [1.78] [1.78] 5Enti-milaza fanesorana ny ahitra miara-maniry amin' ny voly. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6weeding.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7sarclage.
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 22 ava |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
24Ambany; toerana idinan'ny rano mikoriana avy any ambony na "erà".
[1.1] |
| Ohatra |
25 fa raha avy erỳ an' ava kosa no mipoitra ny ra, dia sariho, fa matiko ny mamba.
[1.406#]
|
| Sampanteny |
|
| Tohi-kevitra | 27erà |
| Kamban-teny rehetra | 28Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 29 Avà |
| Sokajin-teny | 30 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
31Ivah.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
32Ivva.
[2.996] |
| Voambolana | 33 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 34Toko sy andininy momba Avà |
| Fivaditsoratra | 35 ava, Avà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|