|
|
|
|

Teny iditra1 ria
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fandehanan' ny rano izay mafy firiotra; fanetsiketsehana zavatra ao anaty rano; fandehandehanana etsỳ erỳ amin-kafaliana.. [1.1]
Sampanteny 
Hafa :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  7riaria
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  9 ary, àry, arỳ, 10 ira, irà, 11 ray, 12 ria

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05