Teny iditra | dinitra | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | hatsembohana [1.1, 1.13] | ||||||
fana [1.13] | |||||||
Fanazavàna teny anglisy | Sweat, perspiration. See linitra, tsemboka [1.2] | ||||||
Perspiration [1.7] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] (diñitra) sueur. [1.19] | ||||||
Sueur [1.8, 1.13] | |||||||
Ohatra |
| ||||||
Voambolana | Haiaina | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Zanakanarana | |||||||
Tsipelina hafa | diñitra | ||||||
Mpanahaka | linitra ~ tsemboka | ||||||
Teny iditra | Dinitra | ||||||
Singan-teny | dinitra | ||||||
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky) | ||||||
Mpanoratra | Andriamanantena Georges, 1973 | ||||||
Fanonta printy | 1973. | ||||||
Voambolana | Haisoratra: boky | ||||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | ||||||
Lahatsoratra | |||||||
Fivaditsoratra | dañitry, dinitra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21 |