|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tsemboka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Rano mivoaka amin' ny mason-koditra rehefa miasa mafy na avy nihazakazaka na raha misy zavamahatahotra tampoka na koa rehefa mafana izaitsizy ny andro: Masirasira ny tsemboka.
4(Tsara homarihina anefa fa ny teny fampiasa matetika amin' io hevitra io dia ny sampanteny avy aminy hoe: "hatsembohana" na "fahatsembohana"). [1.1]
Ohatra  5 Tsy nahatombina intsony ny sainy, fa toy ny marary izy, ka tera-mena sy tsemboka be ihany ny tarehiny. [2.324]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  21 Haiaina
Mpanahaka  22 dinitrombalahy, 23 dinitra, 24 jijaka, 25 jijika
Kamban-teny rehetra  26Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  27 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)28 tsemboka
Sokajin-teny  29 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  30Mivoaka hatsembohana: Efa tsemboka ny marary ka angamba hiafana ny tazony. [1.1]
Mpanahaka  31 mivoadinitra, 32 mivoajijaka, 33 mivoajijika, 34 ranoiray, 35 tsembodratsy, 36 vonto

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02