Teny iditra | Afomarolahy | |
Singan-teny | afo ; maro ; lahy | |
Sokajin-teny | anaram-poko | |
Fanazavàna teny frantsay | Une composante de l'ethnie Tandroy [1.354] | |
Ohatra | Ny Afomarolahy dia milaza fa avy any Imerina, ny Andriambita avy any Anosy ary ny Antedoho avy any Antsakalava.
[2.508] | |
Voambolana | Tantara: firenena | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09 |