|
|
|
|

Teny iditra1 Tandroy
Singan-teny  2t~, 3roy
Sokajin-teny  4 anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  [antandroy] [1.1]
5Foko lehibebe amin' ny tendron' i Madagasikara atsimo indrindra mitoetra amin' ny tany voafaritry ny ony Menarandra, andrefana; Mandrare, atsinanana, ary ny havoana Vohimainty, avaratra..
6Ny anarany dia avy amin' ny hoe "androy", karazan-draketa be ranony, izay hany zavamaniry azo hanina amin' io tany ngazana sy maina mandavan-taona io.
7Tanàn-dehibebe: Ambovombe, Beloha. [Antandroy]
Fanazavàna teny frantsay  [antandroy] [1.11#76]
8tribu de l’extrême-sud de l’Ile, occupant le pays compris entre le Mandrare à l’est, la Menarandra à l’ouest et les monts Vohimainty au nord.
9Son nom vient du mot androy désigant une sorte de cactus à fruits savoureux qui constitue une des principales plantes vivrières dans ce pays calcaire désolé par la sécheresse.
10Quant à l’origine de la tribu elle-même, on la fait remonter à deux tribus autochtones: les Karimbola et les Mahandrovato, qui auraient été elles-mêmes soumises par des chefs d’origine indienne, vers la fin du XVème siècle.
11— Les Antandroy émigrent aujourd'hui peu à peu et parfois en masse, surtout à partir de l’instant où une chenille introduite par l’Administration française pour éliminer le cactus il y a quelques années, est venue ravager l’ androy, leur principale mourriture.
12Ville principale: Ambovombe.. [Antandroy]
[tandroy] [1.5#280]
13population de l'extrême sud-est de Madagascar (villes principales: Ambovombe, Tsihombe, Antanimora). [Tandroy]
[antandroy] [1.5#69]
14population de l'extrême sud de Madagascar, qui habite entre les rivières Menarandra et Mandrare (ville principale: Ambovombe). [Antandroy]
Ohatra  15 Ireny tandroy ireny moa mahay manapaka kofehy mena. [2.606#208]
16 Izy no lazaina fa mahery indrindra tamin' ny antandroy. [2.508]
Voambolana  17 Tantara: firenena
Tsipelina hafa  18antandroy, antandroy
Tsanganana sy sary iray takila  19 Tenim-pirenenana

Fivaditsoratra  20 andrito, 21 ndaotry, 22 Tandroy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02