|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1 zo-
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe zotra

Teny iditra (2/6)3 zo
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5fahefana ananan' ny olona iray amin' ny maha-izy azy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6civil rights; the right to do something. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7droits civiques. [1.8]
8droit. [1.13, 1.5]
Ohatra  9 Manana zo feno ny zaza raha vao teraka [2.445#]
10 Zo manara-tena ny fahafahana mandatsa-bato [2.114]
Haiendriteny 
11 Tsotra :
12 Tovonana :
Voambolana  13 Lalàna
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/6)16 zo
Sokajin-teny  17 anarana
Fanazavàna teny malagasy  18haja amam-boninahitra, laza soa.
19hasina: zoko ny anajanao ny firazanako.
20/ mizaka ny zom-pirenena malagasy aho
.
21tombon-tsoa manokana, fahasoavana: "zato ianao ambohipo, ". [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22renown, fame. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23célébrité. [1.3, 1.8]
24honneur. [1.3, 1.5]
25renommée, réputation.
26bonheur, chance heureuse, bonne fortune. [1.3]
27renom.
28promesses de l'avenir. [1.8]
Haiendriteny 
29 Tsotra :
30 Tovonana :
Kamban-teny rehetra  31manan-jo

Teny iditra (4/6)32 zo
Sokajin-teny  33 anarana
Fanazavàna teny malagasy  34loza mihatra, zava-midona, fahoriana, vitan-dratsy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  35to be afflicted, to suffer. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  36accident, malheur, mauvaise chance, tout ce qui afflige. [1.3]
37qu'on afflige, qui souffre. [1.8]
Haiendriteny 
38 Tsotra :
39 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Voambolana  46 Ontam-po
Kamban-teny rehetra  47tamin-jo

Teny iditra (5/6)48 Zo
Sokajin-teny  49 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Kamban-teny rehetra  50Andriamampianina Zo

Teny iditra (6/6)51 Zo
Singan-teny  52zo
Sokajin-teny  53 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  54Andriamanantena Georges
Mpanonta printy  1989.

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02