|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 zeny
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Fohy kely, iva dia: Olona zeny (Jereo bozeny). [1.1]
4botrikely, iva dia iva nefa tsy mahia loatra.
5Teny mitovy hevitra: bozeny. [1.62#1153]
Fanazavàna teny anglisy  6dwarfish. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7rabougri. [1.3#871, 1.8, 1.5#347]
8nain; chétif. [1.3#871]
Ohatra  9 Koa manano zeny atao ampanjaka anao. [2.150]
10 izay vokoka, na zeny, na mipentina ny masony, izay hatenina, izay anakandroana, ny torotoro vihy. [2.996]
Sampanteny 
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)13 zeny
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny anglisy  15dwarf. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16nain. [1.8, 1.5#347]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19