|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zenizeny |
| Fototeny | 2zeny |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Botribotry, fohy mibotetateta.
[1.1] 5bikan' olona botribotry, fonentanentana, fohy mibotetateta. [1.69#1153] |
| Ohatra |
6 Rasamy moa zenizeny fonetana izay, izaho kosa lava ranjanana.
[2.4]
|
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|