|
|
|
|

Teny iditra1 zato
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Sivy amby sivifolo ampiana iray, na folo impolo: Zato taona.
4Ireto avy ny isa milaza ny isan-tokony zato: zato, roanjato, telonjato, efajato, dimanjato, eninjato, fitonjato, valonjato, sivinjato. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a hundred. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6cent. [1.3, 1.8, 1.13]
Isam-pirenena  7100.
8C. [3.1]
Ohatra  9 Misy zato mahery ny mpiasa amin' ny toby iray. [2.472]
Haiendriteny 
10 Tsotra :
11 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Kamban-teny rehetra  30Fikambanana 28 amin' io teny io
Ohabolana  31 Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  32 Ny isa
Lahatsoratra  33Andriamihaja: Fanisana vaovao 34Randzavola: zato ao amin' ny Baiboly (=> isa)

Fivaditsoratra  35 tazo, 36 zato

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02