|
|
|
|

Teny iditra1 zatoina
Fototeny  2zato
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Zaraina zato, zaraina antokony zato. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5qu'on divise en cent, qu'on met par centaines. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 anotazy, 11 atazony, 12 itazano, 13 ozatina, 14 tazoina, 15 zatoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12