|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 voazato
Fototeny  2zato
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  4divisé en cent, mis par centaines. [1.3]

Teny iditra (2/2)5 voazato
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7Karazan-javamaniry fihinam-boa, paokanelina. [1.1]
8hazo fihinam-boa, maniry amin' ny faritra mafana sy be orana, matevina ny hodiny ka mavo mara mainty rehefa matoy, fotsy malemy toy ny abobo mandry ny nofony ary manome tsiro mamy; ilazana ihany koa ny voan' io zavamaniry io. [1.62]
Voambolana  9 Haizavamaniry: voankazo 10 Haizavamaniry: hazo
Tsipelina hafa  11voanjato
Tovy hevitra  12pokanelina

Fivaditsoratra  13 voatazo, 14 voazato

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19