|
|
|
|

Teny iditra1 Zanamihoatra Randja
Singan-teny  2Zanamihoatra, 3Randja
Sokajin-teny  4 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5Randja Zanamihoatra (1925-2015)
Edmond Randriamananjara no tena anarany.
6Teraka tao Vatovory (Ambositra) tamin' ny 29 mey 1925.
7Nianatra tao amin' ny Ecole Benjamin Escande.
8Nanomboka nanoratra tamin' ny 1944.
9Ireto avy ny gazety namoahany ny tononkalony: Fandrosoam-baovao, Asa vadi-drano, Mandroso, Malagasy Vaovao ...
10ary efa namoaka bokim-poezy kely maro mpitia koa izy : Ary nihira aho, Ako sy feo, Ny lehilahy, Ny vehivavy.
11Nahazo ny loka voalohany tamin' ny fifaninanana poezy nampanaovin' ny Conseil Municipal-n ' Antananarivo tamin' ny 1958 noho ilay asa sorany mitondra ny lohateny hoe: Tandindona sy Ra.. [2.342]
Voambolana  12 Haisoratra: mpanoratra 13 Tantara: olona
Asa navoany  14 Eny, alina
15 Vainafo Tononkira

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12