|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mandroso
Fototeny  2roso
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manolotra zavatra ho an' olona ka mametraka izany eo anoloany: Mandroso vary ho an' ny vahiny.
5Manatona akaikikaiky kokoa: Mandrosoa fa aza mijajirika eo am-baravarana eo fotsiny.
6Mitombo fahaizana: Mandroso tsara ny zanakao.
7Mandeha tsara ka ahazoam-bola betsaka na misy tombony betsaka, mahomby: Mandroso ny fitaterana ankehitriny.
8Lasa aloha fa tsy amin' ny toerana misy azy ihany: Nandroso haingana ny tafika.
9Lasa nihoatra nankany amin' ny...; mitsopaka, manaoangady be lela: Mandroso lavitra dia tavitra anatin' ny ranomasina ny morontsiraka amin' itý toerana itý ~ Mandroso be loatra amin' ny taniko izany asanao izany.
10Misondrotra, misandratra: Tsy nandroso voninahitra intsony ilay manamboninahitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11to progress, to forge ahead; to put forward, to present; to enter a house. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12avancer, progresser; présenter une chose ou une idée; entrer dans une maison. [1.8]
Ohatra  13 Andeha hiara-mandroso daholo isika hoy Randrianaivo, fa mandany andro foana izao. [2.324]
Haiendriteny 
14 Ny ankehitriny :
15 Ny lasa :
16 Ny hoavy :
17 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  18Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  19 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)20 Mandroso
Singan-teny  21mandroso
Sokajin-teny  22 anarana (gazety)
Voambolana  23 Mpanonta printy, gazety

Fivaditsoratra  24 Mandroso, mandroso

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02