|
|
|
|

Teny iditra1 zanakavavy
Singan-teny  2zanaka, 3vavy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Ohatra  5 Torotoro aho noho ny fahatorotoroan' ny oloko zanakavavy [2.996#]
6 Ahoana no andikana amin' teny anglisy ny hoe zanakalahy sy zanakavavy? -- Son-dahy sy som-bavy, Tompoko! [2.270#68]
Haiendriteny 
7 Tsotra :
8 Tovonana :
Tohi-kevitra  9zanakalahy

Fivaditsoratra  10 vaki-vazana, 11 vaky vazana, 12 zanakavavy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02