|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manjahana |
| Fototeny | 2zahana |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4enti-milaza ny akohovavy tsy mety mikotrika ny atody nalatsany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5qui refuse de couver.
[1.3#866] |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 7 manjahana |
| Fototeny | 8zahana |
| Sokajin-teny | 9 mpamaritra |
| Fitokoavana |
10maty [1.1] |
| Fanazavàna teny malagasy |
11diso fanantenana, mangaihay: Nanjahana (na nanjahatra) foana tao Ibalita nony latsaka tao am-pantsakana ilay vola ariary efatra vao nomen-dreniny azy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12privé, frustré, qui n'obtient rien.
[1.3#866] 13être frustré (haihay). [1.54] |
| Tovy hevitra | 14manjahatra |
| Fivaditsoratra | 15 hamanjana, 16 mananjaha, 17 manjahana, 18 manjanaha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|