|
|
|
|

Teny iditra1 zahao
Fototeny  2zaha
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana zahàna [Fitanisana]
Ohatra  4 zahao kely izao mandondòna izao [1.1]
5 zahao izany rainao naratra izany [1.1]
6 zahao ange ny tarehin' itỳ zaza itỳ e! [1.1]
7 zahao izay hevi-dRakoto momba on' io raharaha io [1.1]
8 zahao kely izay ataon’ ny mpiasa (Allez regarder, voir, examiner un peu ce que font les ouvriers) [1.3]
9 zahao kely izay ao anatin’ io taratasy io (Regardez, voyez, examinez un peu ce qu’il y a dans cette lettre) [1.3]
10 zahao kely ny tarehin’ io sary io (Considérez, examinez un peu la beauté de ce tableau) [1.3]
11 zahao kely ny reninao marary (Allez voir, visitez un peu votre mère malade) [1.3]
12 zahao ny ondry very (Allez chercher la brebis perdue) [1.3]
13 zahao ny heviny ny amin’ izany raharaha izany. Sondez sa pensée au sujet de cette affaire) [1.3]
14 zahao izany fanao izany raha mety. Essayez, éprouvez, expérimentez cette méthode, pour voir si elle est bonne) [1.3]
Tovy hevitra  15zahavo
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 hazao, 18 ohaza, 19 zahao

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02