|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 vô |
| Sokajin-teny | 2 mpampitohy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3vao.
[Bara, Tanala]
[1.78] 4sady. [Bara] [1.78] 5sy. [Tanosy] [1.78] |
| Tovy hevitra | 6vôho |
| Kamban-teny rehetra | 7erahô vô eriky |
| Teny iditra (2/4) | 8 vo~ |
| Sokajin-teny | 9 tovona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
10Tovona fanaovana fototeny faharoa mba hampitombo sy hanamafy ny hevitry ny fototeny voalohany: Voretra (retra), vozihitra (zihitra).
[1.1] |
| Teny iditra (3/4) | 11 ~vo~ |
| Sokajin-teny | 12 tsofoka [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
13Ohatra: savoritaka (saritaka).
[3.1] |
| Teny iditra (4/4) | 14 vo |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
16a small piece of wood decorated with beads and worn as an ornament; a small bag filled with crushed leaves and worn as an ornament.
[1.2#762] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|