|
|
|
|

Teny iditra1 savoritaka
Fototeny  2saritaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fisaritahana; tsy filaminana feno korontana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5désordre, confusion, embrouillement. [1.5]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  25saritaka

Fivaditsoratra  26 savoritaka, 27 vatosiraka, 28 voasitraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19