|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 voro-
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe voroka

Teny iditra (2/4)3 voro-
Sokajin-teny  4 endritenin' ny hoe vorona
Ohatra  5 an-tany ary ny voro-manidina [2.996#51.010.012]
6 Ny kankafotra ve sa ny voro-mahery? [2.445#124]

Teny iditra (3/4)7 voro-
Sokajin-teny  8 endritenin' ny hoe vorotra
Ohatra  9 Ary ny fitiavan-torimaso mampitafy voro-damba [2.996#24.023.021]
10 Mody an-trano hoatra ny voro-damba nenti-nisodika [2.558]

Teny iditra (4/4)11 vôro
Sokajin-teny  12 anarana
Fanazavàna teny frantsay  13crême. [Tankarana] [1.19]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12