|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 vorotra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3fototry ny vihy. [1.1]
Tovy hevitra  4voritra

Teny iditra (2/2)5 vorotra
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7Potika na sombinjavatra tsy misy nana azy intsony.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8lambeaux, haillons, chiffons. [1.3]
Ohatra  9 Napetraka ambony gony teo an-tsisin-tanimboly, nofonosina vorotra bodofotsy, nandritra ny fotoana niasan' izy mivady. [2.472#]
Haiendriteny 
10 Tsotra :
11 Tovonana :
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 8 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11