|
|
|
|

Teny iditra1 vonga-mofo
Singan-teny  2vongana, 3mofo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5une tranche de pain. [1.3]
Ohatra  6 Ao amin'ny sobika misy ny mofo tsy misy lalivay voapetraka eo anatrehan'ny Tompo, dia angalao vonga-mofo iray sy mofo mamy miharo diloilo iray ary mofo mamy manify iray. [2.996]
Voambolana  7 Toe-karena: hanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12