|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mofo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zava-pihinana atao amin' ny kobam-bary na lafarinina voapotsipotsika ka andrahoina amin' ny menaka na atao anaty lafaoro fotsiny.
4(Karaza-mofo: mofo gasy, mofo dipaina, mofosira na ramanonaka, mofo menakely, mofo tampontsatroka, mofo koba na kobandravina, mofomamy, mofo randrana, mofo akondro, mofo tantely, mofo makasaoka, mofo malandy, mofo sponjy, mofo baolina). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5bread.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6pain.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Sady nihinana no velon-kira nony nozaraina ny mofo.
[2.470]
|
| Voambolana | 8 Toe-karena: hanina |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 15 amin' io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 11Randzavola: mofo ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|