|
|
|
|

Teny iditra1 vongana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Didy na tsorian-javatra mivaingana iray manontolo: Vongan-kena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a lump. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5un morceau, un bloc, une tranche, une barre de savon. [1.3#854]
6masse, bloc. [1.8]
7bloc, concrétion. [1.13]
Ohatra  8 ka inoako fa ny firafiny ho vongana iray no nampiavaka ity " Tao Anatin' ny Sarotra " ity [2.357#]
9 Afangaron' ny olona amin' ny bainga izy io indraindray, kanefa ny bainga (vaingana navadiky ny angady) dia avy amin' ny vainga, fa ny bonga kosa dia avy amin' ny vonga na vongana. [2.643#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  28Fikambanana 7 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08