|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 famokarana
Fototeny  2fokatra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fihadiana: Amin' ny mitsidika andro ny famokarana ny razana.
5Famohazana, famelomana indray: Tsy ilaina ny famokarana ny lasa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6exhumation of the dead. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7exhumation d'un cadavre. [1.8]

Teny iditra (2/2)8 famokarana
Fototeny  9vokatra
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11Fanomezana, fampitomboana vokatra, famoazana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12industrial or agricultural production. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13production agricole ou industrielle. [1.8]
14production. [1.13]
Ohatra  15 Ahoana ny fomba fitsinjarana ny tany famokarana? [2.424#]
16 Ny fomba famokarana kapitalista mantsy, dia mitaky fomba fiasa henjana sy fomba fisaina hentitra. [2.606#]
Kamban-teny rehetra  17Fikambanana 5 amin' io teny io

Fivaditsoratra  18 famokarana, 19 Kafarnaoma, 20 ramanakofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08