|
|
|
|

Teny iditra1 mahavokatra
Fototeny  2vokatra
Sokajin-teny  3 matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Afaka hahavokatra: Tany mahavokatra. [1.1]
5lonaka, zina. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6to yield, to bear fruit. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7porter des fruits, produire. [1.8]
8productif, fertile. [1.13]
9qui peut accroître la production: Mahavokatra ny vary ny zezika (Les engrais accroissent la production du riz). [1.196]
Ohatra  10 Tany mahavokatra ny manodidina ary misy tranomilina fanaovana tapioka ao. [2.472#211]
11 ny tany sasany dia be rano loatra, na kely rano loatra, ka tsy mahavokatra. [1.357]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
Tohi-kevitra  15tsy mahavokatra
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02