|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 mamokatra
Fototeny  2vokatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manome vokatra, miteraka betsaka. [1.1]
Ohatra  5 Ny zezika enti-mamokatra. [2.117#]
6 Antsoina hoe kotra na reraka ny tany tsy mamokatra firy. [2.117#]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11tahiry hamokatra

Teny iditra (2/3)12 mamokatra
Sokajin-teny  13 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14mamoaka avy any anaty tany. [Tambahoaka, Tanala] [1.78]

Teny iditra (3/3)15 mamokatra
Fototeny  16fokatra
Sokajin-teny  17 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  18to confess, to acknowledge.
19Usually applied to persons convicted by the tangena ordeal, who then owned that they were sorcerers, and disclosed what they had done, and where they found their charms, etc.. [1.2]

Fivaditsoratra  20 mamokatra, 21 mamotraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08