|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voatavoarivolahy |
| Singan-teny | 2voatavo, 3arivo, 4lahy |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6Karazam-boatavo kelikely, teritery ny afovoany ary fanao fitoerandrano rehefa nalana ny atiny ka nomainina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7(de voatavo et arivolahy : un millier d'homme ; nom faisant encore allusion à l'origine de l'humanité).
8Variété de Lagenaria siceraria (Molina) Standl. 9(Cucurbitaceae), à fruits de grande capacité avec un net rétrécissement vers le milieu (on y voit une ressemblance avec le foetus dans l'utérus de sa mère).. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
10 Ny anarana iantsoana ireo zavatra ireo dia hoe "tandindona" : fary lava be miaraka amin' ny raviny, akondro vao voatombo-tany miaraka amin' ny fakany, lefona ihantonan' ny voatavoarivolahy voaravaka vakana sy volafotsy ary ampinga.
[2.436#]
|
| Voambolana | 11 Haizavamaniry: anana |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|