|
|
|
|

Teny iditra1 arivolahy
Singan-teny  2arivo, 3lahy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazana voatavomonta kely misy tenda ary lohany kely indray eo ambonin' io, fanaon' ny Ntaolo fitoera-menaka na fanafody. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6A bottle-gourd, called also andrivolahy.
7Cucurbita lagenaria.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8(de arivo : des milliers et lahy : mâle, homme ; "des milliers d'hommes", dans toute la mythologie de l'Océan Indien et du Pacifique, cette espèce est censée être à l'origine du genre humain).
9Lagenaria siceraria (Molina) Standl.
10(Cucurbitaceae).
11La courge calebasse, dont le péricarpe durcit à maturité, contribue encore largement au mobilier malgache dans les régions rurales : récipients pour conserver l'eau, l'huile, les onguents, instruments de musique, etc.
12Joue un rôle considérable dans le folklore et les proverbes malgaches.. [Merina, Betsileo] [1.196]
Ohatra  13 Rehefa izany dia loahana intelo amin' ny lefona ny voatavo arivolahy. [2.508]
Voambolana  14 Haizavamaniry: anana
Tovy hevitra  15andrivolahy
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11