|
|
|
|

Teny iditra1 voasoratra
Fototeny  2soratra
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4écrit, dessiné, marqué, peint. [1.3#632]
Ohatra  5 fa izao no voasoratry ny mpaminany [2.996#47.2.5]
6 Telo karazana ny fanazavana voasoratra ao. [2.117#89]
7 Vakio kely hoe ny sasany amin' izay voasoratra. [2.528#81]
8 Izay sekoly tsy voasoratra dia tsy isaina ho sekoly. [2.113#64]
9 Izay voasorany dia tsy ilaina ho tovontovonan-teny [1.436]
10 Anefa izay voasoratro mba noheveriko ho netinety ihany [2.356#166]
Haiendriteny 
11 Ny lasa :
Tovy hevitra  12sinoratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12