|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voaroihazo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazana voaroy fihinan' ny landy ny raviny, ka izany no anaovana azy koa hoe "Hazondandy".
[1.1] 4karazan-kazo fihinan'ny bibin-dandy. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5mûrier.
[1.3#841, 1.13] 6(de voaroy et hazo : arbre ; ou hazondandy : arbre de ver à soie). 7Noms des mûriers introduits et cultivés pour l'élevage du ver à soie introduit, Bombix mori. 8Tous appartiennent à l'espèce Morus alba L. 9(Moraceae). 10On distingue les variétés à petites feuilles, Morus alba var. 11indica Bureau (= Morus indica Rumphius), comprenant elles-mêmes des formes à fruit blanc et des formes à fruit noir et les variétés à grandes feuilles, introduites plus récemment : Morus alba var. 12latifolia (Poir.) Bureau. 13(= M. 14multicaulis Perrottet). 15L'artisanat de la soie très actif aux 18e et 19e Siècles à Madagascar, est actuellement plutôt en régression devant l'importation des textiles étrangers.. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
16 Raha manam-pinoana ohatra ny voan-tsinapy iray hianareo, dia mahazo milaza amin' io voaroihazo io hoe
[2.996]
|
| Voambolana | 17 Haizavamaniry: hazo |
| Tovy hevitra | 18hazondandy, voaroy |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|