|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voaroy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Anarana iombonan' ny karazan-kazo madinidinika maro, misy voany menamena kely.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4the mulberry and similar fruits.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5le mûrier; son fruit.
[1.8] 6(de voa : fruit ; et roy : épines, plante épineuse). 7Nom générique des Ronces ou rubus (Rosaceae). 8Voir les mots de voarointsaka à voarointsilo.. [1.196] |
| Ohatra |
9 Ny hazo voaroy ihany no hazo voangaly.
[2.69#222]
10 Ramielovola Ramielovoahangy ny nifiny dia vato lahatra ny tanany dia vanim-bero ataonao ho trandraka anaty voaroy ve aho Randriamatoa? [2.131#49] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry: hazo |
| Tovy hevitra | 12hazondandy, voaroihazo |
| Kamban-teny rehetra | 13Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 15Randzavola: voaroy ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 16 roaivo, 17 voaory, 18 voaroy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|