|
|
|
|

Teny iditra1 voanjolava
Singan-teny  2voanjo, 3lava
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5voan'ny voanjo. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6cacahuète. [1.13]
7(de voanjo et lava : longue, allongée).
8Nom donné à l'arachide : Arachis hypogaea L.
9(Fabaceae), par opposition au voanjobory .
10Les arachides de bouche, à 3 ou 4 graines, employées à la préparation des cacahuètes, méritent surtout le nom de voanjolava.. [Merina] [1.196]
Voambolana  11 Haizavamaniry: voankazo
Mpanahaka  12 kapika
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12