|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kapika
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3sokatra. [Tambahoaka, Sihanaka] [1.78]
Voambolana  4 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Teny iditra (2/2)5 kapika
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7Voanjombazaha. [1.1]
8voanjo lava. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9arachide, pistache, cacahuète. [1.13]
10(de mpika ou pika, onomatopée, bruit que fait la coque du fruit quand on l'écrase).
11Arachis hypogaea L.
12(Fabaceae).
13L'arachide, plante cultivée pour ses graines riches en matière grasse ; aliment et matière première d'huilerie.. [Bara] [1.196]
Ohatra  14 Mamboly ary mamokatra kapika ny mpamboly. [2.445]
15 Ny kabaro sy ny hasy kosa, ary ny kapika sy ny voanemba indraindray no fivarotra. [2.606]
Voambolana  16 Haizavamaniry: voankazo
Tovy hevitra  17kapiky, voanjo katra, voanjom-bazaha, voanjopika
Mpanahaka  18 voanjolava
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  19 kapika, 20 kipaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12