|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voanjobory |
| Singan-teny | 2voanjo, 3bory |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5karazam-boanjo manome voa boribory.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6voandzeia subterranea.
[1.13] 7(de voanjo et bory : ronde). 8Voandzeia subterranea (L.) DC. 9(Fabaceae). 10Nom plus précis donné depuis l'introduction de l'arachide. 11Il vient de ce que ce fruit n'a généralement qu'une seule graine et est donc plus arrondi que l'arachide.. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
12 Izao àry, hoy Raketamalala: nisy nanipy voanjobory, hono, teo am-pandriananareo?
[2.639]
|
| Voambolana | 13 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|