|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 vily |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fialana amin' ny lalana naleha ka mankamin' ny iray hafa indray tsy amin' ny hitsiny.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 21 vily |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23anaran-kazandrano kely madinika.
[Taisaka]
[1.78] 24Hazandrano kely bitika mivelona amin' ny rano marivo. [Taimoro] [1.1] |
| Ohatra |
25 Hita tokoa fa ny tsinam-bolana no fihinanana ody kankana, amin' io koa no miakatra ny hazan-drano sasantsasany toy ny vily.
[2.285#]
|
| Voambolana | 26 Haibiby: trondro |
| Teny iditra (3/3) | 27 vily |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
29voay.
[Mahafaly]
[1.78] |
| Voambolana | 30 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
| Tovy hevitra | 31bemiohara, fanantily, mamba, mavotay, ngetry, trimo, voae, voay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|