|
|
|
|

Teny iditra1 mivily
Fototeny  2vily
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy manitsy fa mihodina: Nisy vato be nisakana tao ka voatery nivily lalana aho.
5Miolaka, miolika, misafelika: Mivily any andrefana ity lalana ity.
6Miala: Nivily tamin' ny tala-mahitsy izy.
7Mihazo: Nivily nanhamin' ny lala-malama ny fiara ka nihorisa fotsiny.
8Mibirioka, miviona, mihodivitra: Nivily tany amin' i Koto ny vato natorak' Ibalita ka saiky nahavoa azy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9to turn aside, to go astray. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10se détourner du chemin s'égarer. [1.8]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02