|
|
|
|

Teny iditra1 fiviliana
Fototeny  2vily
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fiolahana, fiolehana: Eto ny fiviliana mankany Viliahazo.
5Fisafelehana: Ny fivilianay tany amin-dry nenitoa no tsy nahatongavanay tamin' ny 8 ora marina.
6Fialana, fivionana, fihodivirana: Ny fiviliana tamin' ny lalana tsara no nahatonga azy ho jioiahy toy izao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7the act of turning aside; a fork in the road. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8action de dévier, de s'écarter; branchement de la route. [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12