|
|
|
|

Teny iditra1 voay
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karaza-mamba, saingy kelikely kokoa, na dia masiaka izaitsizy ihany koa aza; azo anaovana poketra na kiraro ny hodiny (hodiboay). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4crocodile (an Indonesian word). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5crocodile. [1.54]
6crocodile (mot indonésien). [1.8]
Voambolana  7 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tovy hevitra  8bemiohara, fanantily, mamba, mavotay, ngetry, trimo, vily, voae
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 18 amin' io teny io
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  11 Soratra misy io teny io
Sary 

Fivaditsoratra  12 aivo, 13 avoy, 14 ivao, 15 ovay, 16 voay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02