|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vavy antitra |
| Singan-teny | 2vavy, 3antitra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5jereo vaviantitra.
[0] |
| Ohatra |
6 Mahita vavy antitra mitanjaka: nenina, henatra, fahavalo
[1.381]
7 Mihahohaho olona ilay toerana, lahy sy vavy antitra sy tanora, hatramin' ny ankizy madinika [2.472#199] |
| Tsipelina hafa | 8vaviantitra |
| Fivaditsoratra | 9 vaviantitra, 10 vavy antitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|