|
|
|
|

Teny iditra1 vaviantitra
Singan-teny  2vavy, 3antitra
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny anglisy  [vavy antitra] 5an old woman. [1.2#57]
Fanazavàna teny frantsay  6une vieille femme. [1.3#820]
Ohatra  7 Nitsangana ny vaviantitra dia nivoaka. [2.270#]
8 Nolanjaina hanatona ilay ho fasany ity vaviantitra. [2.944#]
9 Teo aloha koa toa betsaka ny lahiantitra sy ny vaviantitra. [1.437#]
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 vaviantitra, 12 vavy antitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02