|
|
|
|

Teny iditra1 vaviaivo
Singan-teny  2vavy, 3ivo
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny frantsay  5La cadette. [1.3#11]
Ohatra  6 Hanompo anao fito taona aho, mba hahazoako an-dRasela zanakao vaviaivo [2.996#]
Voambolana  7 Fifandraisana: fianakaviana
Mpanahaka  8 lahiaivo, 9 lahimatoa, 10 vavimatoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12