|
|
|
|

Teny iditra1 vavimatoa
Sokajin-teny  2 anarana
Ohatra  3 Jeffreys sy Elizabeth, zanany vavimatoa. [2.649]
4 Ny anao zaranao ihany mbola mahazo mianatra, hoy Rasoaray zokinay vavimatoa. [2.643]
Voambolana  5 Fifandraisana: fianakaviana
Mpanahaka  6 lahiaivo, 7 lahimatoa, 8 vaviaivo

Fivaditsoratra  9 vavimatoa, 10 voamatavy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19