|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vary vakiambiaty |
| Singan-teny | 2vary, 3vaky, 4amby, 5aty |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7vary afafy amin' ny fivelaran' ny vonin' ny ambiaty, izany hoe amin' ny volana septambra, mifanohitra amin' ny vary atao hoe vary aloha, izay afafy amin' ny volana avrily sy mey.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8the second planting of rice.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9deuxième semaille de riz.
[1.8] 10(de vaki-ambiaty = quand fleurit l'ambiaty) semé en août et repiqué dans les rizières qui ne peuvent être mises en eau que plus tardivement. 11Dans quelques rares vallées où l'irrigation est bien maîtrisée et l'exposition favorable, on pratique une culture vakiambiaty avancée, avec semis en juin juillet, dite sia (qui s'écarte des normes habituelles). [1.196] |
| Voambolana | 12 Toe-karena: fambolena |
| Tsipelina hafa | 13vary vaky ambiaty |
| Fivaditsoratra | 14 vary vakiambiaty, 15 vary vaky ambiaty |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|